Teny iditra | biby mandady | |
Singan-teny | biby ; mandady | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Biby mikisaka amin'ny kibony rehefa mifindra toerana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Reptiles [1.54] | |
Reptile [1.13] | ||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |